Entry fanatevenana (tevina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa: Fanatevenana ny fikambanana [Rajemisa 1985]
French definition l'action de rendre épais, le motif [Abinal 1888]
Other spellings 
Examples 
1ao ny fanatevenana ny teny ao am-pelatanan' ny mpianatra sy fanombohana mandalina ny teny malagasy; [FOFAFIPE: Rosovola]
2Niamboho adidy ny mpanao politika manoloana ny ezaka takian' ny fanatevenana ny fandriampahalemam-pirenena sy ny fiarovana ny mponina. [SeFaFi ]

Updated on 2020/07/31