Entry fanasaoka (saoka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manasaoka, manampy lamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy [Rajemisa 1985]

Entry fanasaoka (saoka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo saohana [Rajemisa 1985]

2009/02/23