|
|
|
|

Entry1  fanaraby
Root  2  haraby
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manaraby, maneso, mamazivazy
Azo na mendrika hoesoesoina, faneso: Tsy fanaraby na oviana no oviana ny zokiolona toy ireny

Anagrams  5  fanabira, fanaraby, fibarana

Updated on 2023/04/14