Entry fanaparitahana (paritaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanelezana tsisy kototony, tsy amin' ny toerana iray [1.1]
Explanations in French L'action d'éparpiller [1.3]
 Dispersion, distribution
Réseau [1.13]
Examples 
1Fanaparitahana sy fampahalalana ny vaovao; [2.445]
2Heveriko anefa fa tonga indray ny oran' ny fanaparitahana sy « ny fanelezana. [1.369]

Updated on 2023/01/07