Entry | fanapahan-kevitra | |
Elementary words | fanapahana ; hevitra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in English | A decision [1.7] | |
Explanations in French | Décision [1.8] | |
Examples | Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana.
[4.27] | |
Updated on 2023/03/25 |