Entry | fananty (tanty) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fomba entina mananty, mandray zavatra amin' ny tanana velarina: Toy izao no fananty baolina [1.1] | ||
Tohana avy ao ambany [1.13] | |||
Explanations in French | Support [1.13] | ||
Vocabulary | Technology | ||
Synonyms | sohitry | ||
Compound words |
| ||
Entry | fananty (tanty) | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Azo tantazana [1.1] | ||
Anagrams | fananty, faninta, fantina, fintana |
Updated on 2020/07/31 |