| Entry (1/2) | 1 fanankinana |
| Root | 2 ankina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Zavatra atao tohan' ny zavatra hafa iray: Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa
5 Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy eto izahay [1.1] |
| Explanations in English |
6 [Rel. s. from manankina (ankina).] Anything on which another is made to lean or rest
[1.2] |
| Examples |
7 Ny fomba tsara indrindra mba hisorohana izany dia ny fanankinana ny ministera tsy misy ministra amina ministra mpisolo toerana efa mpikambana ao amin' ny Governemanta ankehitriny
[4.27#]
|
| Entry (2/2) | 8 fanankinana |
| Root | 9 ankina |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in English |
11 A plant that used to be held by the owners of bulls in bull-fights with the idea that it would ensure victory.
[1.2] |
| Explanations in French |
12 [Merina] (de ankina : soutien, stimulant). Herbe indéterminée que les propriétaires de taureaux font absorber à leurs animaux avant le combat. On leur administre aussi, parfois, de la décoction du tsilaky.
[1.196] |
| Vocabulary | 13 Botany: grass 14 Beliefs |
| Updated on 2026/02/04 |
|