Entry fananana (anana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [Rajemisa 1985]
 harena noharin'ny tena na nolovaina [SLP 1986]
Explanations in English [Rel. s. from manana (anana).] Possessions, property. [Richardson 1885]
 possessions, property [Hallanger 1973]
Explanations in French ce qu'on possède, propriété [Hallanger 1974]
 patrimoine, biens [SLP 1986]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Kanety telo no mba fananana. [Rajaobelison: Ralaikamboty]
2Tsy fananana va ny zanany maro? [Profita: Ranary]
3Notoroan-tsy mba zaka รจ ka lany fananana! [Dahle: Angano]
Articles 

Entry fananana (hana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana na fisamboram-bola misy zanany [Rajemisa 1985]

Entry fanañaña
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] hadisoam-panantenana [Rakotosaona 1975]

Updated on 2022/01/12