Entry fananahana (anaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny
Mitovy hevitra: tranon-jaza ~ vohoka [1.1]
 Fampitomboana taranaka [1.13]
Explanations in English [Mod. s. from manananaka (anaka).] The womb. [1.2]
Explanations in French La matrice [1.3]
  [Tankarana] Matrice, utérus. Rac. Anaka. [1.19]
 Reproduction [1.13]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  fananahana tsy mila tsiry

Anagrams 

Updated on 2023/01/20