Entry | fanampenana (tampina) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery ! Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |