|
|
|
|

Entry1  fanampenana
Root  2 tampina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery !
5 Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo
6 Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana
7 Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana [1.1]

Updated on 2025/09/12