Entry fanambara (ambara)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manambara
Azo ambara: Tsy fanambara ny vaovao toy ireny [1.1]
Explanations in French La chose dite, la manière de révéler [1.3]
Examples Miainga amin' izay rehetra voalaza teo izay, dia angatahin' ny ankolafiny manao sonia an' ity fanambara ity mba : Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; [4.27]

Updated on 2023/01/07