Entry fanambaniny (ambany)
Part of speech noun and pronoun
Explanations in Malagasy Lafiny ambany indrindra [2.314]
 Vody rindrina, vody andry: Misy triatra ny fanambanin' ity sarivato itỳ
Ny kibo, ny faritra ambany amin' ny tenan' ny biby, amin' ny zavatra: Zavatra maro tsy tambo isaina no any amin' ny fanambanin' ny ranomasina any [1.1]
Explanations in English The lower part, the foundation, basis. The foundations of a house, or of any building; the bottom or under side of anything. [1.2]
Examples Maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny. [2.332]
Compound words 

Updated on 2020/07/31