Entry fanalahidy (ala, hidy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana [Rajemisa 1985]
Explanations in English [hidy, a lock.] a key. See lakile. [Richardson 1885]
 a key [Hallanger 1973]
Explanations in French la clé d'une serrure [Hallanger 1974]
 clé, clef [SLP 1986]
Analogues  fanala gadra ~ lakile
Articles 

Updated on 2020/07/31