Entry fanakotrana (kotrana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana [Rajemisa 1985]

Entry fanakotrana (kotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31