Entry |
fanakaramana
(karama)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fakana olona hanao asa ho an' ny tena, izay omena vola amin' izany [1.1]
|
Explanations in French | L’action de louer, de prendre à gages, le motif, le temps, le prix, le salaire [1.3]
|
Examples |
1 | Eny àry, dia hihena tsikelikely hatrany ny fanakaramana mpiasa tsy kinga saina, tsy mahay mamorona, tsy hentitra ary tsy mailaka.
[1.369]
|
2 | Ary ny fanaikena amin'ny fanakaramana sy ny fanofan-tany na trano, na ny mpiasa dia azo atao amin'ny taratasy hasiana sonia eo anatrehan'ny Lehibe manana fahefana sy ny Consul vavolombelona.
[2.366]
|
|
Other spellings |
|