|
|
|
|

Entry1  fanakalo
Root  2  takalo
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manakalo
Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony
Examples  5  Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy [2.59#]

Anagrams  6  falanako, fanakalo, fanaloka, fanolaka, nafolaka, nalafako

Updated on 2023/04/14