Entry fanakalo (takalo)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manakalo
Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony [1.1]
Examples Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy [2.59]

Anagrams 

Updated on 2023/04/14