Entry fanajariana (hajary)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanamboarana; famitranana fihavanana; fanajana [1.1]
Explanations in French Réparation
Aménagement, mise en valeur: Fanajariana ny tanimbary (Mise en valeur de la rizière) [1.13]
Examples izany izao no atao momba ny fanapariaham-pahefana sy ny fanajariana ny tany. [4.27]
Compound words 

Updated on 2023/10/12