Entry | 1 fanaingana |
Root | 2 ainga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fibatana ho ambonimbony kokoa: Tsy vitako ny fanaingana io vata io 5 Fitaomana, fanentanana: Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa [1.1] |
Explanations in French |
6 L’action de soulever, de lever, d’aller chercher [1.3#11] |
Examples |
7 Manongana fitombenana izay ampiarahina amin' ny fanaingana zipo indraindray. [1.519#] 8 ao ny fandaminan-javatra, ao ny fanaingana olona, ao ny fampianarana, ao ny fanehoan-kevitra fotsiny. [2.298#] |
Anagrams | 9 fanaingana, fanangiana, fangainana |
Updated on 2023/02/27 |