Entry | fanahazana (hahy) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fainelarana zavatra eo amin' ny hainandro mba ho maina; toerana amelarana zavatra mba ho maina: Ataovy erỳ amin' ny fanahazan-damba itỳ [1.1] | |
Explanations in French | L'action de mettre au séchoir, le lieu, le temps [1.3] | |
Examples | Eo amin' ny fanahazana azy eo an-tokontany, miseho ihany ny tiana hafenina.
[2.472] | |
Updated on 2023/01/06 |