|
|
|
|

Entry1  fanafintohinana
Root  2  tafintohina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Antony mahatezitra
Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io: Loza ho an' izay hiavian' ny fanafintohinana
Explanations in English  5  [1.7] the act of offending; a scandal; cf.fahatafintohinana
Explanations in French  6  [1.8] scandale, offense

Updated on 2023/01/20