|
|
|
|

Entry1  fanadinoana
Root  2  hadino
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra
Explanations in French  5  [1.3#202] l'oubli, l'action d'oublier, de pardonner
Examples  6  Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy. [2.944]
7  Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana. [2.499]
Titles  8  Ry Fanadinoana (Rakotoson Emeralda)
Proverbs  9  Proverbs containing the word fanadinoana

Anagrams  10  fanadinoana, nandafianao

Updated on 2023/09/10