Entry fanadihadiana (hadihady (hady))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famakafakana sy famotopotorana lalina hahalalana ny antony sy ny marina: Natao tamin' ny antsipiriany mihitsy ny fanadihadiana [1.62]
Explanations in French Information, action de scruter [1.3]
 Enquête [1.13]
Examples 
1sady mpanoratra izy no mpanao fikarohana sy fanadihadiana. [2.436]
2Ny fanadihadiana sy ny fikarohana no mety hahafantarana azy ireny. [2.117]
Compound words 

Updated on 2023/09/01