|
|
|
|

Entry 1  fanabeazana
Root  2 be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza [1.1]
Explanations in French  5 éducation [1.13.fr#49]
Examples  6  Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona; [2.445#58]
7  nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369#]
8  Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4#11]
Combinations  9  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fanabeazana

Updated on 2026/02/26