Entry | fampitsarana (tsara) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Vola nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina Vola omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana [1.1] | |
Explanations in English | [Rel. s. from mampitsara (tsara).] Money paid to the judges and others present, on the administration of the tangena ordeal, as a token of consent to its decision. [1.2] | |
Updated on 2023/01/20 |