Entry fampitahana
Part of speech noun
Malagasy definition ¶ fampitahana amin'ny refiventy: fanamarinana sy fanitsiana ny teti-drefy amin'ny fampitoviana ny fitaovam-pandrefesana [SLP 1986]
French definition comparaison
¶ fampitahana amin'ny refiventy: étalonnage
¶ fampitahana amin'ny riandrano: analogie hydraulique. [Vocabulary: Physics]
¶ fampitahan-joro famantarana, lehibe, kely, koa mitovy ny zoro: comparaison des angles [SLP 1986]

2009/09/09