|
|
|
|

Entry1  fampita
Root  2  ita
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fitaovana entina mampita hetsika avy amin'ny milina iray
Explanations in French  5  [1.13] courroie
Examples  6  Nobabena daholo no fampita ireo zana-Bazaha [2.588#]
7  Toy izany koa no fampita olona tsy mahay milomano : Vimbinina amin' ny sandriny na mitana eo an-tsorony. [1.437#]
Vocabulary  8  Technology
Compound words 

Anagrams  12  fampita, mpitafa

Updated on 2023/08/29