|
|
|
|

Entry1  fampihavanana
Root  2  havana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fampifanarahana olona tsy nifanaraka na niady teo aloha [1.1]
Explanations in French  5  réconciliation [1.13]
Examples  6  Ny lainga ka halan' ny rahan' ny fampihavanana. [2.245#]
7  Ny fampihavanana kosa dia toe-draharaha lavitra ezaka tena hafa karazana mihitsy. [4.27#]
8  fampihavanana no nomaniko hatao, fiangaviana tsy hitazonana alahelo na hatezerana amin' i Doda. [2.4#]
Article  9  Randzavola: fampihavanana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/30