Entry fampihaingoana (haingo)
Part of speech noun
Explanations in French L' action de parer [1.3]
Examples Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy; [2.996]
Compound words 

Updated on 2023/01/20