Entry famoterana (fotitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony hatao ambany, ny an-doha hatao an-tongotra
¶ Filazana olom-pady ho heny
¶ Fampifamadihana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31