Entry | famoterana (fotitra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony hatao ambany, ny an-doha hatao an-tongotra Filazana olom-pady ho heny Fampifamadihana [1.1] | |
Anagrams | afotramena, anamofetra, famoretana, famoterana |
Updated on 2023/01/05 |