|
|
|
|

Entry1  famonjena
Root  2  vonjy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo
Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto
Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady
Explanations in English  5  [1.7] help ; salvation
Explanations in French  6  [1.8] aide, secours ; salut
Examples  7  famonjena tsy nampoizina izany! [2.324#]
8  Nahare ny teny ary efa niomana tamìn'ny famonjena. [2.895#]
9  Tonga lava eto amin' ny lapan' ny tanàna mba hangataka famonjena. [1.369#]
Article  10  Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/01/20