Entry famoloana (volo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy.
(Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova) [1.1]
Explanations in English A threshing floor. [1.2]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31