Entry | 1 famoloana |
Root | 2 volo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy. 5 (Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova) [1.1] |
Explanations in English |
6 A threshing floor. [1.2] |
Compound words |
|
Anagrams | 8 famoloana, manao lafo |
Updated on 2020/07/31 |