Entry famolavolana (volavola)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana (zavatra) ho boribory tahaka ny volavola
Fikarakarana izay hahatanteraka (zavatra iray): Famolavolana hevitra
Fanamboarana amim-pitandremana: Famolavolana lalàna [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/01/20