Entry famohazana (foha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana [1.1]
Explanations in French Réveil, éveil [1.13]
Examples 
1Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy. [2.529]
2Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona. [2.296]
3Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka. [2.245]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/19