Entry famohamandry
Elementary words famoha ; mandry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famantaranandro misy lakolosy kely izay maneno ka manaitra amin' ny fotoana tiana hifohazana raha matory [1.1]
Explanations in English [Mod. s. from mamoha (foha), and mandry, lying down.] A hand-bell. See lakilosy. [1.2]
 An alarm clock [1.7]
Explanations in French Réveille-matin [1.8]
Examples Nisy toy ny famohamandry nikiririna tampoka. [2.332]
Article 

Updated on 2023/12/08