|
|
|
|

Entry1  famohamandry
Elementary words  2 famoha, 3 mandry
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Famantaranandro misy lakolosy kely izay maneno ka manaitra amin' ny fotoana tiana hifohazana raha matory [1.1]
Explanations in English  6 [Mod. s. from mamoha (foha), and mandry, lying down.] A hand-bell. See lakilosy. [1.2]
7 an alarm clock [1.7]
Explanations in French  8 réveille-matin [1.8]
Examples  9  Nisy toy ny famohamandry nikiririna tampoka. [2.332#]
Article  10 Randzavola: famohamandry ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12