Entry famitsahana (fitsaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin' ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin' ny toerana iray; fipetrahana amin' izao, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa [Rajemisa 1985]

2009/02/23