Entry famitsahana (fitsaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin' ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin' ny toerana iray; fipetrahana amin' izao, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa [1.1]
Explanations in French L’action d'aplatir, de tasser, l’instrument, le lieu [1.3]

Updated on 2023/02/27