Entry famindrana (findra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka
Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [1.1]
Explanations in French Transfert, déplacement [1.13]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/19