Entry fametraka (petraka)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mametraka
Azo apetraka [1.1]
Explanations in French Celui ou ce qui mérite d’être placé, manière de placer [1.3]
Examples 
1Ny hara dia vata kely fametrahana zava-masina fahiny, nanerana an'Ankay), izany Angabe izany no fametraka anaty hara. [2.245]
2Angamba fomba hafa no tokony ho fametraka ny fanontaniana : afaka nanohitra ny fanilikilihana ve ny Fiangonana, tamin' ny alalan' ny fomba hafa noho ny fiaraha-mitoetra tamin' izay nailikilika mba hiverenan' ny hasiny ary mba hahazoany toerana indray ao amin' ny fiarahamonina? [1.369]

Updated on 2023/01/06