Entry | fametraham > fametrahana (petraka) | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Fanasiana amin' ny toerana anankiray: Fametrahana voninkazo eto ambony latabatra Fanomezana (zavatra) mba hotehirizina, fanomezana (vola) mba hiteraka: Fametrahana vola amin' ny banky Fanendrena: Fametrahana hisotro ronono Fanalana, fanesorana, fanonganana: Omaly ny fametrahana ilay mpiasam-panjakana nihinana ny volam-bahoaka Fandroahana, fisaorana: Tsy nisy tsy nahalala ny fametrahan-dRakoto an-dRavao [1.1] | ||||||||
Explanations in French | L'action de placer, de confier, de déposer, de destituer, de renvoyer, la cause, le lieu: Io ny vata fametrahana ny fitafiana (Voilà la malle où l’on met les vêtements) [1.3] | ||||||||
Dépôt, implantation [1.13] | |||||||||
Examples |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||