Entry famerenana (verina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana indray: Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao
Kado na fahafoizana omen' ny tompon-trosa na ny mpivarotra [1.1]
Explanations in English [Rel. s. from mamerina (verina).] A gift or present returned to a person on paying money; luck. [1.2]
Explanations in French Cadeau ou remise faite par un créancier ou par un marchand [1.3]
 L’action de rendre, de rapporter, de redire, de ramener, le temps, le lieu [1.3]
 Rappel [1.13]
Examples 
1Natomboka tany am-pianarana ny famerenana azy tsy jerena. [2.332]
2efa misy famintinana sy fanontaniana hahamora ny fitadiavana sy ny famerenana; [2.113]
3ny fanovàna ny fepetra mikasika ny famerenana trosan' haba amin' ny tataom-bidy. [1.384]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/06/14