Entry | 1 fameno |
Root | 2 feno |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Izay enti-mameno, izany hoe entina manovona ny zavatra iray banga na tsy ampy mba hahafeno azy Fomba entina mameno 5 [1.13] teny na andian-teny entina mameno ny hevitry ny enti-milaza na ny lazaina |
Explanations in French |
6 [1.3#163] Ce qui comble la mesure ou complète le nombre, ce qu’il faut remplir ou compléter, manière de remplir 7 [1.13] complément |
Examples |
8 ity no famenon'ny volanao (Voici ce qui complète la somme qui vous est due) [1.3#163] 9 Hataoko ahoana no fameno io barika io? (Comment ferai-je pour remplir cette barrique?) [1.3#163] 10 Io no sinibe famenonao isan’ andro (Voilà la grande cruche que vous devez remplir tous les jours) [1.3#163] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 17 afenom, fameno, fanome, fomena, mañefo, mañofe |
Updated on 2023/06/12 |