Entry famela (vela)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mamela
Azo avela: Heloka tsy famela ny anao [1.1]
Explanations in French Ce qu’on peut laisser, pardonner, manière de laisser [1.3]
Examples 
1fa rehefa tsy azonay tànana hianao, hataonay ahoana no famela anao ho faty irery any; [2.324]
2Hataoko ahoana no famela anao ho tahaka an' i Adama, na fampanjary anao ho tahaka an' i Seboima? [2.996]

Updated on 2023/02/10