|
|
|
|

Entry1  famehezana
Root  2  fehy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famatorana
Explanations in French  5  [1.3#160] L'action de lier, la corde
Examples  6  lalàna famehezana ny fiaraha-miaina eo amin'ny Razana sy ny taranany [2.245#]
7  ny lahatra sy ny tendry saika lasa famehezana momba ny "ratsy" mitranga [2.285#]

Updated on 2023/01/06