|
|
|
|

Entry1  famboly
Root  2  voly
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka
Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora
Examples  5  Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony. [1.437#]
6  Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508#]

Updated on 2023/04/14