Entry |
fambolena
(voly)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [1.1]
|
Explanations in French | Agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de) [1.13]
|
| Action de planter, de cultiver [1.196]
|
Examples |
1 | Sarotra izany fambolena voaloboka izany.
[2.332]
|
2 | Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena.
[2.117]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Article |
|